Actus Mada

Communiqué du collectif des journalistes malgaches

29 Mai 2010 , Rédigé par madagasikara-afaka Publié dans #Articles

Fanambarana

Manoloana ny fanagadrana ireo mpanao gazety namana tao amin'ny radio Fahazavana sy herisetra amin'ny endriny maro samihafa mihatra amin'ny mpanao gazety, na ny eto an-drenivohitra na ny any amin'ny faritra, dia tsy hainay ny hangina :

- melohinay tanteraka ireo tranga tsy ara-dalana ireo
- mitaky ny famoahana tsy misy fe-petra ary tsy misy hatak'andro ireo namana nofonjaina
- mitaky ny famoahana ny marina rehetra manodidina ny raharaha Fréquence Plus
- mitaky ny fampitsaharana ny fampihorohoroana na mivantana na an-kolaka ny mpanao gazety manao ny asany

Eo anatrehan'ny zava-misy ankehitriny, dia miantso ny firaisankinan'ny mpanao gazety rehetra. Hisy noho izany ny fametrahana tahiry iombonana (caisse de solidarité) hamatsiana ireo namana tra-pahasahiranana.

Ambatonakanga, faha-28 may 2010
Collectif des journalistes
rajaofa@yahoo.fr

Communiqué

Face à l'incarcération des collègues journalistes de la radio Fahazavana et face aux diverses violences que nos collègues ont subies, en province et à Tana, nous ne pouvons nous taire. Aussi :

- nous condamnons les faits qui n'ont pas respectés les lois et les règles en vigueur
- nous réclamons la libération sans conditions de nos collègues
- nous réclamons la vérité sur l'affaire Fréquence Plus
- nous réclamons la cessation actes de violence et de terrorisme l'encontre des collègues journalistes dans l'exercice de leur fonction

En conséquence à tout cela, nous faisons appel à la solidarité de tous les collègues journalistes. Une caisse de solidarité est prévue pour aider les collègues en difficulté

Ambatonakanga, le 28 mai 2010
Collectif des journalistes
rajaofa@yahoo.fr

Partager cet article
Repost0
Pour être informé des derniers articles, inscrivez vous :
Commenter cet article